Betsaka tokoa ny ady miseho eo anivon’ny mpifankatia.
Mila lanjalanjaina ihany anefa ny fihetsika sy ny fiteny ambara rehefa tojo ireny
trangan-javatra ireny satria mety hanimba ny fon’ny iray ary indraindray
mahalatsa-dranomaso tsy fidiny!
Raha sendra nisy ny zavatra nanembatsembana anao nataon’ny olon-tianao dia tsaratsara kokoa ianao raha tsy manao fihetsika mahery na fiteny mahery aminy satria tiany [...]
Archive for December, 2008
TOY INONA NY FIHETSIKA TOKONY HATAO EO ANATREHANA ADIN’NY MPIFANKATIA
December 27, 2008Youth has the right to study
December 21, 2008For children, it is a right to join a school in order to get knowledge and finally get a better job which normally gives a better life.
“None is born to be poor “but there are people that never will be rich.
What are the possible alternatives if your parents have nothing and can’t afford your schooling? [...]
Where in Madagascar can we find the best English teaching program?
December 20, 2008Few years yet, Madagascar tends to be an English speaking country. Though, far from that point, the new youth generation is more and more attracted to that tendency.
For all the Middle Ages (born before the 90’s) it is pretty hard to get that point and to learn new this so called 3rd language in Madagascar. [...]
Ny hira taloha sy ny ankehiriny!
December 19, 2008Betsaka tokoa no tsy mahalala ny atao hoe “kalon’nY fahiny” ankehitriny.
Maro ihany anefa ny tanora no tena liana amin’io farany na dia eo aza ny mpanefoefo.
Tsara ho fantatra anefa ny soa ho entin’ireny karazan-kira ireny
eo amin’ny fiaraha-monina.
Ny hira taloha ohatra raha ampitahaina amin’ny an’izao fotoana dia lava dia lava
ny fehezanteny mandrafitra azy ka manampy [...]
Lahatra ve ny fahantrana?
December 17, 2008ahatra ve ny fahantrana?
Raha ny eto amin’ny tany Malagasy no asian-dresaka dia mbola maro lavitra ny mahantra raha hoarina amin’ny mpanana.
Raha ny atsasamanila ny Malagasy mantsy dia mbola tsy mahita sakafo aradalana ( Mihinana sakafo izay manome ny ery ilaina etina ny vatana hitombona sy hanatanterahina ny asa) isan’andro izany..Rehefa voky ny kibo dia efa [...]
Ny zava misy
December 17, 2008Anisan’ireo firenena mahantra tokoa i Madagasikara.
Toy ny firenena rehetra ihany dia misy ny manana ary misy koa anefa ny tsy mba
manana na ny vary hohanina anio aza.
Ny olona mahantra dia saika ho hita eny an-tsena eny, na eny ambany tunnel,
manangana trano baoritra ary ao no manorina ny fiainany, ny sakafo tsy zarizary zara raha
[...]
Krismasy ny andro!
December 16, 2008Krismasy ny andro!
Betsaka tokoa amin’izao ny kilalao hita etsy sy eroa
samy manana ny tandrify azy moa ny olona ary tsapa, ary koa tsikaritra fa ny filana dia miovaova arakaraky ny olona, ny toerana ary ny vanim-potoana hiainana.
Ho an’ireo ankizy dia kilalao maro isan-karazany no faniriana tiana ho azo ho
an’izany antsoina hoe noely izany na fiara [...]
Ny zaza
December 16, 2008Miarahaba antsika rehatra indray e!
Nanao fandinihina irony zaza aho dia liana ary koa variana
Fa ny teny aloaky ny vavany dia toa mamy sy mahafatifaty
Tsy ny endriny ihany no mambabo ny fo fa na ny masony aza mahasondriana
Ny takolany toa miroraka, ny fihetsiny mamaky ny anaty
Tsy hay ny tsy handre ny teny tsy fantatra lazainy mibadabada
Ary [...]
Tsy fidiny ve sa adalana?
December 16, 2008Efa tsy vaovao amintsika intsony ny teny hoe fangalarana.
Malaza na amin’ny gazety na amin’ny onjam-peo sy fahitalavitra ny halatra.
Manako hatrany ambanivohitra ny feony ary miroborobo izy any an-tsena.
Tranga iray tena nisy ity tantaraina ity, tsy entina hanenjehina akory fa ampieritreretina.
Narary mafy ny rain’izy mianadahy kamboty reny.
Ny vavy dia kely mampiditra tovolahy an-trano, ary ,ny lahy [...]
Ny fitiavana
December 16, 2008Betsaka tokoa ireo tanora ankehitriny no efa tafaroboka ao anatin’ny fitiavana.
Tsotra tokoa ny antony izany:”ny fahatongavan-tsaina”.
Tsapan’izy ireo tokoa mantsy fa misy banga ao amin’ny fiainany ary mila fenoina izany:
tombontsoa no sintominy ao antin’ny fiarahan’olon-droa saingy tsy maintsy misy hatrany
anefa ny olana madinidinika.
Raha tena tia ny olona iray dia tsy maintsy saro-piaro foana nefa tsy tokony [...]